32 lines
1.3 KiB
Markdown
32 lines
1.3 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Ity no hetsika manaraka ao amin'ny fizaran'ny tantara izay nanomboka tao amin'ny 17:20. Jesosy mandray ireo ankizy ary miresaka nyb momban'izy ireo.
|
|
|
|
# hikasihany azy ireo, fa
|
|
|
|
Afaka atao fehezanteny roa samihafa koa ity: ''hikasihany azy ireo. Fa''
|
|
|
|
# niteny mafy azy ireo
|
|
|
|
''niezaka hanakana ireo ray aman-dreny tamin'ny fitondrana ny zanak'izy ireo ho eny amin'i Jesosy ireo mpianatra''
|
|
|
|
# Fa Jesosy niantso azy ireo hanatona Azy
|
|
|
|
'''Jesosy niteny ny olona mba hitondra ny zanak'izy ireo hankeny Aminy''
|
|
|
|
# Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza raràna izy ireo
|
|
|
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia manana dika mitovitovy ary natambatra mba hanamafisana. Ny fiteny sasany dia manamafy amin'ny fomba hafa. DH: ''ianareo dia tokony hamela ny zaza hanatona Ahy''
|
|
|
|
# an'ny toa azy ireo
|
|
|
|
DH: ''an'ny olona izay tahaka ireo zaza ireo''
|
|
|
|
# Lazaiko marina aminareo
|
|
|
|
''Tena lazaiko aminareo.'' Jesosy nampiasa ity fomba fiteny ity mba hanamafisana ny maha-zava-dehibe izay lazainy manaraka eo.
|
|
|
|
# na iza na iza tsy handray ny fanjakan' Andriamanitra toy ny zaza dia tsy hiditra ao amin'izany mihintsy
|
|
|
|
Andriamanitra dia mitaky ny olona hanaiky ny fitsipiny amin'izy ireo am-pahatokiana sy am-panetre-tena. DH: ''na iza na iza te-hiditra ny fanjakan'Andriamanitra dia tsy maintsy mandray izany am-pahatokiana sy fanetre-tena tahaka ny zaza''
|