plt_tn/luk/18/09.md

512 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy manomboka milaza fanoharana hafa amin'ireo olona hafa sasany izay resy lahatra fa marina mihintsy izy ireo.

Avy eo Izy

''Avy eo Jesosy''

sasany

''olona sasany''

izay nahatoky ny tenan'izy ireo ho marina

''izay resy lahatra amin'ny fahamarinan'izy ireo manokana'' na ''izay nieritreritra fa marina izy ireo''

nanevateva

''tsy nanome lanja'' na ''nieritreritra fa izy ireo dia tsara kokoa noho ny''

tao an-tempoly

''eo amin'ny kianjan'ny tempoly''