# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy manomboka milaza fanoharana hafa amin'ireo olona hafa sasany izay resy lahatra fa marina mihintsy izy ireo. # Avy eo Izy ''Avy eo Jesosy'' # sasany ''olona sasany'' # izay nahatoky ny tenan'izy ireo ho marina ''izay resy lahatra amin'ny fahamarinan'izy ireo manokana'' na ''izay nieritreritra fa marina izy ireo'' # nanevateva ''tsy nanome lanja'' na ''nieritreritra fa izy ireo dia tsara kokoa noho ny'' # tao an-tempoly ''eo amin'ny kianjan'ny tempoly''