plt_tn/luk/18/03.md

848 B

Ary nisy mpitondra-tena

Jesosy mampiasa ity fehezanteny ity mba hampidirana mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara.

mpitondratena

Ny mpitondratena dia vehivavy maty vady. Ireo mpihaino an'i Jesosy dia nieritreritra fa tsy izy dia olona tsy nanana na iza na iza hiaro azy amin'ireo izay te-hanao ratsy azy.

nankany aminy matetika

Ny hoe ''aminy'' dia maneho ilay mpitsara.

ampio aho mba hahazo rariny manoloana

''omeo fitsarana marina manoloana ny ... aho''

ny fahavaloko

'''ny olona izay miezaka manao ratsy ahy.'' Ity dia fahavalo ao amin'ny fitoriana. Tsy mazava raha ilay mpitondratena no mitory ilay lehilahy na ilay lehilahy no mitory ilay mpitondratena.

olona

Ity dia maneho ny olona amin'ny ankapobeny.

manahirana ahy

''manakorontana ahy''

nohon'ny fivezivezeny lava

''amin'ny fankanesana aty amiko foana''