plt_tn/luk/18/03.md

32 lines
848 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary nisy mpitondra-tena
Jesosy mampiasa ity fehezanteny ity mba hampidirana mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara.
# mpitondratena
Ny mpitondratena dia vehivavy maty vady. Ireo mpihaino an'i Jesosy dia nieritreritra fa tsy izy dia olona tsy nanana na iza na iza hiaro azy amin'ireo izay te-hanao ratsy azy.
# nankany aminy matetika
Ny hoe ''aminy'' dia maneho ilay mpitsara.
# ampio aho mba hahazo rariny manoloana
''omeo fitsarana marina manoloana ny ... aho''
# ny fahavaloko
'''ny olona izay miezaka manao ratsy ahy.'' Ity dia fahavalo ao amin'ny fitoriana. Tsy mazava raha ilay mpitondratena no mitory ilay lehilahy na ilay lehilahy no mitory ilay mpitondratena.
# olona
Ity dia maneho ny olona amin'ny ankapobeny.
# manahirana ahy
''manakorontana ahy''
# nohon'ny fivezivezeny lava
''amin'ny fankanesana aty amiko foana''