plt_tn/luk/18/01.md

24 lines
886 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manomboka milaza fanoharana raha manohy mampianatra ireo mpianany Izy. Ity dia mbola ao anatin'ny fizaran'ny tantara izay nanomboka tao amin'ny 17:20. Ny andininy 1 dia manome famaritana antsika ny amin'ny fanoharana izay ho lazain'i Jesosy.
# Avy eo Izy
''Avy eo Jesosy''
# tokony hivavahan'izy ireo mandrakariva, ary tsy ho kivy
Ireo dia manana dika mitovitovy, izay nampiasain'i Jesosy mba hanamafisana ny heviny. Ny fiteny sasany dia manana fomba fanamafisana samihafa. DH: ''tokony hivavaka foana izy ireo''
# niteny hoe
Afaka atao hanombohana fehezanteny vaovao koa ity: ''Hoy Izy hoe''
# tanàna iray
Eto ny ''tanàna iray'' dia fomba hitondrana ny mpihaino hahafantatra fa ny fitantarana manaraka eo dia any amin'ny tanàna iray, fa tsy zava-dehibe ny anarany.
# tsy nanaja olona
''tsy niraharaha izay momban'ny olona hafa''