plt_tn/luk/17/32.md

635 B

Tadidio ny vadin'i Lota

''Tadidio izay nitranga tamin'ny vadin'i Lota!'' Ity dia fampitandremana. Nitodika nijery an'i Sodoma izy ary nosazian'Andriamanitra izy niaraka tamin'ireo olon'i Sodoma. DH: ''Aza manao izay nataon'ny vadin'i Lota''

Na iza na iza mitady hamonjy ny ainy dia hahavery azy

''Ny olona izay miezaka manavotra ny ain'izy ireo dia hanary izany'' na ''na iza na iza manavotra ny fomba fiainany taloha dia hanary izany''

fa na iza na iza hahavery ny ainy dia hamonjy azy

''fa ny olona izay manary ny ain'izy ireo dia hanavotra izany'' na ''na iza na iza manary ny fomba fiainany taloha dia hanavotra izany''