12 lines
635 B
Markdown
12 lines
635 B
Markdown
|
# Tadidio ny vadin'i Lota
|
||
|
|
||
|
''Tadidio izay nitranga tamin'ny vadin'i Lota!'' Ity dia fampitandremana. Nitodika nijery an'i Sodoma izy ary nosazian'Andriamanitra izy niaraka tamin'ireo olon'i Sodoma. DH: ''Aza manao izay nataon'ny vadin'i Lota''
|
||
|
|
||
|
# Na iza na iza mitady hamonjy ny ainy dia hahavery azy
|
||
|
|
||
|
''Ny olona izay miezaka manavotra ny ain'izy ireo dia hanary izany'' na ''na iza na iza manavotra ny fomba fiainany taloha dia hanary izany''
|
||
|
|
||
|
# fa na iza na iza hahavery ny ainy dia hamonjy azy
|
||
|
|
||
|
''fa ny olona izay manary ny ain'izy ireo dia hanavotra izany'' na ''na iza na iza manary ny fomba fiainany taloha dia hanavotra izany''
|