plt_tn/luk/17/14.md

20 lines
669 B
Markdown

# ampisehoy amin'ireo mpisorona ny tenanareo
Ny boka dia nangatahina ho hamarinin'ireo mpisorona raha sitrana. DH: ''misehoa amin'ny mpisorona mba handinihana anareo''
# dia nadio
Rehefa nositranina ny olona, dia tsy maloto ara-pomba intsony. DH: ''lasa nadio izy ireo rehefa nositranina tamin'ny habokany'' na ''sitrana tamin'ny habokany izy ireo''
# nahita fa sitrana izy
''nahatsapa fa sitrana izy'' na "nahatsapa fa nositranin'i Jesosy izy''
# dia niverina
''niverina tany amin'i Jesosy''
# Niankohoka teo an-tongotr'i Jesosy izy
"nandohalika izy ary nampiankohoka ny tavany teo an-tongotr'i Jesosy.'' Nanao izany izy ho fanomezam-boninahitra an'i Jesosy.