plt_tn/luk/17/14.md

669 B

ampisehoy amin'ireo mpisorona ny tenanareo

Ny boka dia nangatahina ho hamarinin'ireo mpisorona raha sitrana. DH: ''misehoa amin'ny mpisorona mba handinihana anareo''

dia nadio

Rehefa nositranina ny olona, dia tsy maloto ara-pomba intsony. DH: ''lasa nadio izy ireo rehefa nositranina tamin'ny habokany'' na ''sitrana tamin'ny habokany izy ireo''

nahita fa sitrana izy

''nahatsapa fa sitrana izy'' na "nahatsapa fa nositranin'i Jesosy izy''

dia niverina

''niverina tany amin'i Jesosy''

Niankohoka teo an-tongotr'i Jesosy izy

"nandohalika izy ary nampiankohoka ny tavany teo an-tongotr'i Jesosy.'' Nanao izany izy ho fanomezam-boninahitra an'i Jesosy.