plt_tn/luk/17/09.md

768 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tapitra ny fampianaran'i Jesosy. Ity no faran'ity fizarana ao amin'ny tantara ity.

Tsy misaotra ilay mpanompo izy ... nibaikoana azy izy, sa misaotra izy?

Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hampisehoana ny fomba fitondràn'ny olona ireo mpanompo. DH: ''Tsy hisaotra ilay mpanompo izy ... nibaikoana azy izy''

ireo izay nibaikoana azy

DH: ''ireo zavatra izay nibaikoanao azy ho atao''

ianareo koa

Jesosy miresaka amin'ireo mpianany.

nandidiana anareo

DH: ''izay nandidin'Andriamanitra anareo''

Izahay dia mpanompo tsy mendrika

Ity dia filaza-masaka mba hanehoana fa izy ireo dia tsy nanao na inona na inona mendri-piderana. DH: ''Mpanompo tsotra izahay'' na ''Izahay mpaompo dia tsy mendrika ny fideranao''