plt_tn/luk/17/09.md

24 lines
768 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Tapitra ny fampianaran'i Jesosy. Ity no faran'ity fizarana ao amin'ny tantara ity.
# Tsy misaotra ilay mpanompo izy ... nibaikoana azy izy, sa misaotra izy?
Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hampisehoana ny fomba fitondràn'ny olona ireo mpanompo. DH: ''Tsy hisaotra ilay mpanompo izy ... nibaikoana azy izy''
# ireo izay nibaikoana azy
DH: ''ireo zavatra izay nibaikoanao azy ho atao''
# ianareo koa
Jesosy miresaka amin'ireo mpianany.
# nandidiana anareo
DH: ''izay nandidin'Andriamanitra anareo''
# Izahay dia mpanompo tsy mendrika
Ity dia filaza-masaka mba hanehoana fa izy ireo dia tsy nanao na inona na inona mendri-piderana. DH: ''Mpanompo tsotra izahay'' na ''Izahay mpaompo dia tsy mendrika ny fideranao''