plt_tn/luk/16/16.md

1.0 KiB

Ny lalàna sy ireo mpaminany

Ity dia maneho ny tenin'Andriamanitra rehetra izay nosoratana tamin'izany fotoana izany.

mandrapihavin'i Jaona

Ity dia maneho an'i Jaona mpanao batisa. DH: "mandrapihavin'i Jaona mpanao batisa"

nitoriana ny filazantsaran'ny fanjakan' Andriamanitra

DH: "Mampianatra ny olona momban'ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra Aho"

ny tsirairay dia niezaka nanitsy ny lalany ho amin'izany

Ity dia maneho ny olona izay nihaino sy nanaiky ny fampianaran'i Jesosy. DH: "maro ny olona manao ny zavatra rehetra azon'izy ireo atao mba hidirana ho amin'izany"

Fa moramora kokoa ny hahafoana ny lanitra sy ny tany noho ny soratra kely indrindra ao amin'ny lalàna ho tonga tsy manan-kery

DH: "na dia ny soratra kely indrindra ao amin'ny lalàna aza dia haharitra kokoa noho ny lanitra sy ny tany"

noho ny soratra kely indrindra ao amin'ny lalàna

Ity dia mety maneho zavatra ao amin'ny lalàna izay mety raisina ho tsy manan-danja indrindra. DH: "noho ny antsipirihany kely indrindra ao amin'ny lalàna aza"