plt_tn/luk/16/16.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny lalàna sy ireo mpaminany
Ity dia maneho ny tenin'Andriamanitra rehetra izay nosoratana tamin'izany fotoana izany.
# mandrapihavin'i Jaona
Ity dia maneho an'i Jaona mpanao batisa. DH: "mandrapihavin'i Jaona mpanao batisa"
# nitoriana ny filazantsaran'ny fanjakan' Andriamanitra
DH: "Mampianatra ny olona momban'ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra Aho"
# ny tsirairay dia niezaka nanitsy ny lalany ho amin'izany
Ity dia maneho ny olona izay nihaino sy nanaiky ny fampianaran'i Jesosy. DH: "maro ny olona manao ny zavatra rehetra azon'izy ireo atao mba hidirana ho amin'izany"
# Fa moramora kokoa ny hahafoana ny lanitra sy ny tany noho ny soratra kely indrindra ao amin'ny lalàna ho tonga tsy manan-kery
DH: "na dia ny soratra kely indrindra ao amin'ny lalàna aza dia haharitra kokoa noho ny lanitra sy ny tany"
# noho ny soratra kely indrindra ao amin'ny lalàna
Ity dia mety maneho zavatra ao amin'ny lalàna izay mety raisina ho tsy manan-danja indrindra. DH: "noho ny antsipirihany kely indrindra ao amin'ny lalàna aza"