plt_tn/luk/16/01.md

976 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy milaza fanoharana hafa. Izany dia momban'ny tompo iray sy ny mpitantana ny trosany. Ity dia mbola ao anatin'ny fizarana ao amin'ny tantara izay nanomboka tao amin'ny 15:3

Dia hoy koa Jesosy tamin'ireo mpianany hoe

Ny fizarana farany dia natao ho amin'ireo Fariseo sy mpisoronabe, na dia isan'ireo mpihaino aza ny mpianatr'i Jesosy.

Nisy lehilahy mpanan-karena iray

Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao anatin'ny fanoharana.

notanterina tany aminy

DH: "notanterin'ny olona tany amin'ilay lehilahy mpanan-karena"

nandany ny fananany

"nandany tsy am-piheverana ny harenan'ilay lehilahy mpanan-karena"

Inona izany henoko mombanao izany?

Ilay mpanan-karena nampiasa fanontaniana mba hibedesana ilay mpitandrim-panana. DH: "reko izay ataonao"

Manomeza tatitra momban'ny fitantananao

"Amboary ny raki-tsoratrao mba hatolotra amin'ny olon-kafa" na "homano ny raki-tsoratra izay nosoratanao momban'ny volako"