# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy milaza fanoharana hafa. Izany dia momban'ny tompo iray sy ny mpitantana ny trosany. Ity dia mbola ao anatin'ny fizarana ao amin'ny tantara izay nanomboka tao amin'ny 15:3 # Dia hoy koa Jesosy tamin'ireo mpianany hoe Ny fizarana farany dia natao ho amin'ireo Fariseo sy mpisoronabe, na dia isan'ireo mpihaino aza ny mpianatr'i Jesosy. # Nisy lehilahy mpanan-karena iray Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao anatin'ny fanoharana. # notanterina tany aminy DH: "notanterin'ny olona tany amin'ilay lehilahy mpanan-karena" # nandany ny fananany "nandany tsy am-piheverana ny harenan'ilay lehilahy mpanan-karena" # Inona izany henoko mombanao izany? Ilay mpanan-karena nampiasa fanontaniana mba hibedesana ilay mpitandrim-panana. DH: "reko izay ataonao" # Manomeza tatitra momban'ny fitantananao "Amboary ny raki-tsoratrao mba hatolotra amin'ny olon-kafa" na "homano ny raki-tsoratra izay nosoratanao momban'ny volako"