plt_tn/luk/15/31.md

16 lines
689 B
Markdown

# Hoy ilay ray taminy hoe
Ny "taminy" dia maneho ilay lahimatoa.
# ity rahalahinao
Mampatsiahy ilay lahimatoa ilay ray fa rahalahiny ilay vao tonga ao an-trano io.
# ity rahalahinao ity dia maty, ary ankehitriny velona indray
Ity sariteny ity dia miresaka ny nandehanan'ilay rahalahy toy ny hoe maty izy. DH: "izany dia toy ny hoe efa maty ity rahalahinao ity ary velona indray" na "efa maty, fa velona izy ankehitriny."
# very izy, ary ankehitriny dia hita indray
Ity sariteny ity dia miresaka momban'ilay zanaka lahy lasa nandeha toy ny hoe very izy. DH: "toy ny hoe efa very ny rahalahinao ary hitako izy ankehitriny" na "efa very ity rahalahinao ity ary niverina aty an-trano."