689 B
689 B
Hoy ilay ray taminy hoe
Ny "taminy" dia maneho ilay lahimatoa.
ity rahalahinao
Mampatsiahy ilay lahimatoa ilay ray fa rahalahiny ilay vao tonga ao an-trano io.
ity rahalahinao ity dia maty, ary ankehitriny velona indray
Ity sariteny ity dia miresaka ny nandehanan'ilay rahalahy toy ny hoe maty izy. DH: "izany dia toy ny hoe efa maty ity rahalahinao ity ary velona indray" na "efa maty, fa velona izy ankehitriny."
very izy, ary ankehitriny dia hita indray
Ity sariteny ity dia miresaka momban'ilay zanaka lahy lasa nandeha toy ny hoe very izy. DH: "toy ny hoe efa very ny rahalahinao ary hitako izy ankehitriny" na "efa very ity rahalahinao ity ary niverina aty an-trano."