plt_tn/luk/15/15.md

20 lines
480 B
Markdown

# Nandeha izy
Ilay "izy" eto dia maneho ilay zanaka lahy.
# nikarama
"nanomboka niasa ho an'ny"
# iray tamin'ireo mponina tao amin'io firenena io
"lehilahy tao amin'io firenena io"
# "mba hamahana ireo kisoan'ilay lehilahy"
"mba hanome sakafo ireo kisoan'ilay lehilahy"
# te-hihinana mafy ireo sakafo fihinan'ny kisoa izy
"naniry mafy ho afaka hihinana." Tsy am-pisalasalana fa ny anton'izany dia satria nona mafy izy. DH: "nona mafy izy ka naniry hihinana am-pifaliana"