plt_tn/luk/15/15.md

480 B

Nandeha izy

Ilay "izy" eto dia maneho ilay zanaka lahy.

nikarama

"nanomboka niasa ho an'ny"

iray tamin'ireo mponina tao amin'io firenena io

"lehilahy tao amin'io firenena io"

"mba hamahana ireo kisoan'ilay lehilahy"

"mba hanome sakafo ireo kisoan'ilay lehilahy"

te-hihinana mafy ireo sakafo fihinan'ny kisoa izy

"naniry mafy ho afaka hihinana." Tsy am-pisalasalana fa ny anton'izany dia satria nona mafy izy. DH: "nona mafy izy ka naniry hihinana am-pifaliana"