plt_tn/luk/14/31.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy manohy manazava amin'ny vahoaka fa zava-dehibe ny mikajy ny vidin'ny maha-mpianatra.
# Na
Jesosy nampiasa ity teny ity mba hampidirana zava-misy hafa izay hikajian'ny olona ny vidiny mialohan'ny handraisana fanapahan-kevitra.
# Na koa mpanjaka inona ... no tsy hipetraka aloha ary maka hevitra ... amin'ny lehilahy roa alina
Jesosy mampiasa fanontaniana hafa hampianarana ny vahoaka momban'ny fikajiana ny vidiny. DH: "fantatrareo fa ny mpanjaka ... dia hipetraka aloha ary haka hevitra ... lehilahy roa alina"
# haka hevitra
Ireo dika azo atao: 1) "hieritreritra tsara momban'ny" na 2) "hihaino ireo mpanolo-tsainy"
# iray alina ... roa alina
"10.000 .... 20.000"
# Raha tsy izany
Mety hanampy ny filazana fanazavana be be kokoa. DH: "Ary raha mahatsapa izy fa tsy afaka handresy ilay mpanjaka hafa"
# fepetra ho amin'ny fihavanana
"teny mba hampitsaharana ny ady" na "izay tian'ilay mpanjaka hafa ho ataony mba hamaranana ny ady"
# na iza na iza aminareo tsy mahafoy izay rehetra hananany dia tsy afaka ny ho mpianatro izy
DH: "izay manome izay rehetra hananany aminareo ihany no afaka ny ho mpianatro"
# mahafoy izay rehetra hananany
"mamela izay rehetra hananany"