plt_tn/luk/14/18.md

587 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy milaza ny fanoharany.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireo olona rehetra izay nasaina dia nanome fialan-tsiny ny mpanompo momban'ny antony tsy afahan'izy ireo mamonjy ilay fanasana.

nanao fialan-tsiny

"hilazana ny antony tsy afahan'izy ireo mamonjy ilay fanasana"

Miala tsiny aho

"mamelà ahy" na "mba ekeo ny fifonako"

omby folo

Ny omby dia nalefa tsiroaroa mba hametrahana ilay fitaovana fambolena. DH: "omby folo hiasa amin'ny taniko"

Vao avy nampiaka-bady aho

Mampiasà fomba fiteny tsotra amin'ny fiteninao.