# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy manohy milaza ny fanoharany. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo olona rehetra izay nasaina dia nanome fialan-tsiny ny mpanompo momban'ny antony tsy afahan'izy ireo mamonjy ilay fanasana. # nanao fialan-tsiny "hilazana ny antony tsy afahan'izy ireo mamonjy ilay fanasana" # Miala tsiny aho "mamelĂ  ahy" na "mba ekeo ny fifonako" # omby folo Ny omby dia nalefa tsiroaroa mba hametrahana ilay fitaovana fambolena. DH: "omby folo hiasa amin'ny taniko" # Vao avy nampiaka-bady aho MampiasĂ  fomba fiteny tsotra amin'ny fiteninao.