plt_tn/luk/14/12.md

24 lines
644 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manohy miresaka ao amin'ny tranon'ilay Fariseo, fa miresaka mivantana amin'ilay nampian-trano Azy.
# ilay lehilahy nanasa Azy
"ilay Fariseo izay nanasa Azy hisakafo tao an-tranony"
# Rehefa manome ianao
"ianao" : ilay Fariseo nanasa Azy no resahany eto
# aza manasa
Ity dia mety tsy midika hoe tsy afaka manasa ireny olona ireny mihintsy izy. Fa kosa midika hoe tokony mba hanasa ireo hafa koa izy. DH: "aza manasa ireo namanao ... fotsiny" na "aza ireo namanao ... foana no asaina"
# amin'ny mety hanasany
"satria izy ireo mety"
# ho voavaly ianao
DH: "amin'izany dia hamaly anao izy ireo"