plt_tn/luk/14/12.md

644 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy miresaka ao amin'ny tranon'ilay Fariseo, fa miresaka mivantana amin'ilay nampian-trano Azy.

ilay lehilahy nanasa Azy

"ilay Fariseo izay nanasa Azy hisakafo tao an-tranony"

Rehefa manome ianao

"ianao" : ilay Fariseo nanasa Azy no resahany eto

aza manasa

Ity dia mety tsy midika hoe tsy afaka manasa ireny olona ireny mihintsy izy. Fa kosa midika hoe tokony mba hanasa ireo hafa koa izy. DH: "aza manasa ireo namanao ... fotsiny" na "aza ireo namanao ... foana no asaina"

amin'ny mety hanasany

"satria izy ireo mety"

ho voavaly ianao

DH: "amin'izany dia hamaly anao izy ireo"