plt_tn/luk/13/28.md

888 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy miresaka momban'ny fidirana ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra. Ity no faran'ity resaka ity.

fitomaniana sy fikitroha-nify

Ireo dia manondro fanenenana lalina sy alahelo. Ny kolontsainao dia mety manana fomba hilazana ireo.

rehefa indro ianareo mahita

Jesosy manohy miresaka ny vahoaka toy ny hoe tsy hiditra ny fanjakan'ny lanitra izy ireo.

saingy voaroaka any ivelany ianareo

"fa ianareo mihintsy no hatsipy any ivelany." DH: "fa Andriamanitra hanery anareo hivoaka"

avy any atsinanana, andrefana, avaratra, ary atsimo

Ity dia midika hoe "avy any amin'ny lafin-tany rehetra"

no ho voalohany ... ho farany

Ny voalohany dia maneho hoe manan-danja na omem-boninahitra. DH: "ho lehibe indrindra ... ho tsy misy dikany indrindra" na "Andriamanitra dia hanome voninahitra azy ireo ... Andriamanitra hanala-baraka azy ireo"