# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy manohy miresaka momban'ny fidirana ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra. Ity no faran'ity resaka ity. # fitomaniana sy fikitroha-nify Ireo dia manondro fanenenana lalina sy alahelo. Ny kolontsainao dia mety manana fomba hilazana ireo. # rehefa indro ianareo mahita Jesosy manohy miresaka ny vahoaka toy ny hoe tsy hiditra ny fanjakan'ny lanitra izy ireo. # saingy voaroaka any ivelany ianareo "fa ianareo mihintsy no hatsipy any ivelany." DH: "fa Andriamanitra hanery anareo hivoaka" # avy any atsinanana, andrefana, avaratra, ary atsimo Ity dia midika hoe "avy any amin'ny lafin-tany rehetra" # no ho voalohany ... ho farany Ny voalohany dia maneho hoe manan-danja na omem-boninahitra. DH: "ho lehibe indrindra ... ho tsy misy dikany indrindra" na "Andriamanitra dia hanome voninahitra azy ireo ... Andriamanitra hanala-baraka azy ireo"