24 lines
740 B
Markdown
24 lines
740 B
Markdown
# Nahoana ianareo no tsy mitsara izay marina ho an'ny tenanareo?
|
|
|
|
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hitenenana mafy ny vahoaka. Azo hatao fanambarana izany. DH: "ianareo mihintsy no tokony hamantatra izay marina"
|
|
|
|
# ho an'ny tenanareo
|
|
|
|
"amin'ny fandraisanareo an-tanana manokana"
|
|
|
|
# Fa rehefa mandeha ... vola farany madinika indrindra
|
|
|
|
Ny tiany hatongavana dia hoe izy ireo dia tokony hamaha ireo zavatra izay vitan'izy ireo ny mamaha azy tsy mila mampiditra ny fitsarana ara-panjakana.
|
|
|
|
# handamina ny olana miaraka aminy
|
|
|
|
"mandamina ny olana miaraka amin'ny mpifanandrina aminao"
|
|
|
|
# tsy hanoloran'ny mpitsara anareo
|
|
|
|
"tsy hanome anao any"
|
|
|
|
# ny vola faran'izay madinika indrindra
|
|
|
|
"ny habetsakin'ny vola taviavin'ny mpifanandrina aminao"
|