plt_tn/luk/12/57.md

740 B

Nahoana ianareo no tsy mitsara izay marina ho an'ny tenanareo?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hitenenana mafy ny vahoaka. Azo hatao fanambarana izany. DH: "ianareo mihintsy no tokony hamantatra izay marina"

ho an'ny tenanareo

"amin'ny fandraisanareo an-tanana manokana"

Fa rehefa mandeha ... vola farany madinika indrindra

Ny tiany hatongavana dia hoe izy ireo dia tokony hamaha ireo zavatra izay vitan'izy ireo ny mamaha azy tsy mila mampiditra ny fitsarana ara-panjakana.

handamina ny olana miaraka aminy

"mandamina ny olana miaraka amin'ny mpifanandrina aminao"

tsy hanoloran'ny mpitsara anareo

"tsy hanome anao any"

ny vola faran'izay madinika indrindra

"ny habetsakin'ny vola taviavin'ny mpifanandrina aminao"