plt_tn/luk/12/47.md

1007 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tapitra ny fitenenan'i Jesosy ilay fanoharana

sitrapon'ny tompony

"inona no tian'ny tompony ho ataony"

ho kapohina amin'ny fikapohana maro

"ho kapohina im-betsaka" DH: "ny tompony dia hikapoka azy im-betsaka" na "hanasazy mafy azy ny tompony"

fikapohana maro ... fikapohana kely

Sampy voasazy ireo mpanompo, fa ireto fehezanteny ireto dia mampiseho fa izay mpanompo ninia tsy nankàtoa ny tompony dia voasazy mafy kokoa noho ny mpanompo hafa.

Fa ireo rehetra izay nanome be, dia ho be kokoa no ho takiana aminy

DH: "Hitaky bebe kokoa amin'ireo izay nahazo be izy ireo" na "Ny tompo dia hitaky bebe kokoa amin'ireo rehetra izay nomeny be"

ireo izay ... be, dia ho be lavitra aza no hangatahina aminy

DH: "ny tompo dia hangataka betsaka kokoa aza amin'izay ... be" na "ny tompo dia hitaky betsaka kokoa aza amin'izay ... be"

ireo izay nanankinana be

DH: "izay nomen'ny tompo fanana be ho karakaraina" na "izay nomen'ny tompo andraikitra bebe kokoa"