plt_tn/luk/12/47.md

28 lines
1007 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Tapitra ny fitenenan'i Jesosy ilay fanoharana
# sitrapon'ny tompony
"inona no tian'ny tompony ho ataony"
# ho kapohina amin'ny fikapohana maro
"ho kapohina im-betsaka" DH: "ny tompony dia hikapoka azy im-betsaka" na "hanasazy mafy azy ny tompony"
# fikapohana maro ... fikapohana kely
Sampy voasazy ireo mpanompo, fa ireto fehezanteny ireto dia mampiseho fa izay mpanompo ninia tsy nankàtoa ny tompony dia voasazy mafy kokoa noho ny mpanompo hafa.
# Fa ireo rehetra izay nanome be, dia ho be kokoa no ho takiana aminy
DH: "Hitaky bebe kokoa amin'ireo izay nahazo be izy ireo" na "Ny tompo dia hitaky bebe kokoa amin'ireo rehetra izay nomeny be"
# ireo izay ... be, dia ho be lavitra aza no hangatahina aminy
DH: "ny tompo dia hangataka betsaka kokoa aza amin'izay ... be" na "ny tompo dia hitaky betsaka kokoa aza amin'izay ... be"
# ireo izay nanankinana be
DH: "izay nomen'ny tompo fanana be ho karakaraina" na "izay nomen'ny tompo andraikitra bebe kokoa"