plt_tn/luk/12/35.md

856 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy manomboka milaza fanoharana.

Aoka ny akanjo lavanareo ho hasikinareo ny valahanareo

Ny olona dia nanao akanjo lava mitopatopa. Nosikinan'izy ireo teny am-balahany izany mba tsy hiravoravo amin'ny tany rehefa miasa izy ireo. DH: "'Sikino eo am-balahanareo ny akanjonareo mba ho vonona hanompo ianareo"

aoka ny jironareo hirehitra hatrany

DH: "avelao hirehitra foana ny jironareo"

manaova tahaka ireo olona izay miandry ireo tompony

Ity dia mampitaha ireo mpianatra vonona hiandry ny fiverenan'i Jesosy amin'ireo mpanompo izay vonona hiandry ny tompony.

hiverina avy any amin'ny lanonam-pampakaram-bady

"hiverina ao an-trano avy any amin'ny lanonam-pampakaram-bady"

hanokatra ny varavarana ho azy

Ity dia maneho ny varavaran'ny tranon'ilay tompo. Andraikitry ny mpanompony ny mamoha ho azy.