plt_tn/luk/12/35.md

24 lines
856 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy manomboka milaza fanoharana.
# Aoka ny akanjo lavanareo ho hasikinareo ny valahanareo
Ny olona dia nanao akanjo lava mitopatopa. Nosikinan'izy ireo teny am-balahany izany mba tsy hiravoravo amin'ny tany rehefa miasa izy ireo. DH: "'Sikino eo am-balahanareo ny akanjonareo mba ho vonona hanompo ianareo"
# aoka ny jironareo hirehitra hatrany
DH: "avelao hirehitra foana ny jironareo"
# manaova tahaka ireo olona izay miandry ireo tompony
Ity dia mampitaha ireo mpianatra vonona hiandry ny fiverenan'i Jesosy amin'ireo mpanompo izay vonona hiandry ny tompony.
# hiverina avy any amin'ny lanonam-pampakaram-bady
"hiverina ao an-trano avy any amin'ny lanonam-pampakaram-bady"
# hanokatra ny varavarana ho azy
Ity dia maneho ny varavaran'ny tranon'ilay tompo. Andraikitry ny mpanompony ny mamoha ho azy.