plt_tn/luk/12/22.md

786 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy manohy mampianatra ireo mpianany manoloana ireo vahoaka.

Noho izany

"Noho izany antony izany" na "Noho izay hampianarin'ity tantara ity"

lazaiko aminareo

"te-hilaza zavatra lehibe aminareo Aho" na "mila anareo mihaino tsara ity aho"

ny amin'ny ainareo _ ny amin'izay ho haninareo

"ny amin'ny ainareo sy izay ho haninareo" na "ny amin'ny fananana sakafo mba hiainana"

ny momban'ny tenanareo--izay ho tafianareo

"momban'ny tenanareo sy izay ho haninareo" na "momban'ny fananana fitafy mba ho tafiana"

Fa ny aina dia mihoatra nohon'ny sakafo

DH: "ny aina dia manan-danja kokoa noho ny sakafo haninareo"

ny tena dia mihoatra noho ireo fitafiana

DH: "ny vatanareo dia manan-danja mihoatra noho ireo fitafiana hanaovanao"