# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy manohy mampianatra ireo mpianany manoloana ireo vahoaka. # Noho izany "Noho izany antony izany" na "Noho izay hampianarin'ity tantara ity" # lazaiko aminareo "te-hilaza zavatra lehibe aminareo Aho" na "mila anareo mihaino tsara ity aho" # ny amin'ny ainareo _ ny amin'izay ho haninareo "ny amin'ny ainareo sy izay ho haninareo" na "ny amin'ny fananana sakafo mba hiainana" # ny momban'ny tenanareo--izay ho tafianareo "momban'ny tenanareo sy izay ho haninareo" na "momban'ny fananana fitafy mba ho tafiana" # Fa ny aina dia mihoatra nohon'ny sakafo DH: "ny aina dia manan-danja kokoa noho ny sakafo haninareo" # ny tena dia mihoatra noho ireo fitafiana DH: "ny vatanareo dia manan-danja mihoatra noho ireo fitafiana hanaovanao"