plt_tn/luk/12/13.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia fihatoana amin'ny fampianaran'i Jesosy. Misy lehilahy iray mangataka amin'i Jesosy mba hanao zavatra ary mamaly azy Jesosy.

hizara ny lova miaraka amiko

Ny lova dia avy amin'ny ray amin'izany kolontsaina izany. DH: "zarao amiko ny fananan'ny raiko"

Ralehilahy

Ireo dika azo lazaina: 1) Ity dia fomba tsotra hiresahana amin'ny vahiny na 2) Jesosy miteny mafy ilay lehilahy. Ny fiteninao dia mety manana fomba iray hiresahana amin'ny olona.

iza no manao Ahy ho mpitsara na mpanelanelana anareo?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hitenenana mafy ilay lehilahy. DH: "Tsy mpitsara na mpanelanelana anareo Aho."

Ary hoy Izy tamin'izy ireo hoe

Ny teny hoe "izy ireo" eto dia mety maneho ny vahoaka manontolo. DH: "Ary Jesosy niteny tamin'ny vahoaka hoe"

hihazonanareo ny tenanareo lavitra ireo fanirian-dratsy rehetra

"ambeno amin'ny endrika fanirian-dratsy rehetra ny tenanareo." DH: "aza avela hitia fanan-javatra ny tenanareo"

fiainan'olona iray

Ity dia fanambarana ankapoben'ny zava-misy. Tsy maneho olona iray manokana.

fitobaky ny fananany

"firy ny zavatra ananany"