plt_tn/luk/12/01.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no fizarana manaraka ao amin'ny tantara. Jesosy manomboka mampianatra ireo mpianany manoloanan'ny olona arivo.

Tamin'izany

"Tamin'izy ireo nanao izany"

rehefa niara-niangona ny vahoaka an'arivony maro ... nifanitsa-kitro izy ireo

Ity dia fampahafantarana amin'ny ankapobeny izay milaza ny fizotry ny tantara.

vahoaka an'arivony maro

"vahoaka maro be"

nifanitsa-kitro izy ireo

Ity dia fanatomboana resaka mba hilazana ny habetsaky ny vahoaka teo. DH: "nifanitsaka izy ireo"

voalohany indrindra dia nanomboka niteny tamin'ireo mpianany Izy hoe

"Nanomboka niresaka tamin'ireo mpianany aloha Jesosy, ary niteny tamin'izy ireo"

Tandremo ny masirasiran'ireo Fariseo, izay fiatsarambelatsihy

Toy ny hiparitahan'ny masirasira amin'ny vonga-mofo koba manontolo, no niparitahan'ny fiatsarambelatsihin'izy ireo tamin'ny fiaraha-monina iray manontolo. DH: "Ambeno amin'ny fiatsarambelatsihin'ireo Fariseo izay toy ny masirasira ny tenanareo" na "Mitandrema mba tsy ho lasa mpiatsaravelatsihy tahaka an'ireo Fariseo. Ny fitondran-tena ratsin'izy ireo dia misarika ny olona toy ny fiantraikan'ny masirasira amin'ny vonga-mofo koba."