plt_tn/luk/11/02.md

20 lines
696 B
Markdown

# Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe
"Hoy Jesosy tamin'ireo mpianany"
# Rehefa mivavaka ianareo dia teneneo hoe: 'Ray o'
Jesosy nibaiko ireo mpianatra mba hanome voninahitra ny anaran'Andriamanitra Ray amin'ny fanaovana Azy hoe ''Ray" rehefa mivavaka Aminy.
# Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.
# ho hamasinina anie ny anaranao
"hampianaro hanome voninahitra Anao ny olona rehetra." Ny "anarana" dia maneho ny maha-olona an'ilay olona foana. DH: "hanome voninahitra Anao anie ny olona rehetra"
# Ho tonga anie ny fanjakanao
Ny hetsik'Andriamanitra manapaka ny olona rehetra dia hambara toy ny hoe Andriamanitra izany. DH: "Ho tonga anie Ianao ary hanapaka ny olona rehetra"