plt_tn/luk/11/02.md

696 B

Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe

"Hoy Jesosy tamin'ireo mpianany"

Rehefa mivavaka ianareo dia teneneo hoe: 'Ray o'

Jesosy nibaiko ireo mpianatra mba hanome voninahitra ny anaran'Andriamanitra Ray amin'ny fanaovana Azy hoe ''Ray" rehefa mivavaka Aminy.

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.

ho hamasinina anie ny anaranao

"hampianaro hanome voninahitra Anao ny olona rehetra." Ny "anarana" dia maneho ny maha-olona an'ilay olona foana. DH: "hanome voninahitra Anao anie ny olona rehetra"

Ho tonga anie ny fanjakanao

Ny hetsik'Andriamanitra manapaka ny olona rehetra dia hambara toy ny hoe Andriamanitra izany. DH: "Ho tonga anie Ianao ary hanapaka ny olona rehetra"