plt_tn/luk/10/22.md

28 lines
864 B
Markdown

# Ny zavatra rehetra dia nankinin'ny Ray tamiko
DH: "Ny Raiko dia nanolotra Ahy ny zavatra rehetra"
# Ray ... Zanaka
Ireo dia fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'Andriamanitra sy Jesosy.
# mahalala hoe iza ny Zanaka
Ny teny izay adika hoe "mahalala" dia midika hoe mahafantatra tamin'ny zavatra niainana manokana. Andriamanitra Ray dia mahafantatra an'i Jesosy amin'izany fomba izany.
# afa-tsy ny Ray
Ity dia midika hoe ny Ray ihany no mahalala hoe iza ny Zanaka
# mahalala hoe iza ny Ray
Ny teny izay adika hoe "mahalala" dia midika hoe mahafantatra tamin'ny zavatra niainana. Jesosy dia mahafantatra an'Andriamanitra Rainy amin'izany fomba izany.
# afa-tsy ny Zanaka
Ity dia midika hoe ny Zanaka ihany no mahalala hoe iza ny Ray.
# izay nosafidian'ny Zanaka haseho Azy
"na iza na iza irian'ny Zanaka hampisehoana ny Ray"