plt_tn/luk/10/08.md

495 B

hano izay aroso eo anoloanareo

DH: "hano avokoa na inona na inona sakafo homen'izy ireo anareo"

ny marary

"ny olona marary"

Efa manakaiky anareo ny fanjakan' Andriamanitra

Ireo dika azo atao: 1) efa hanomboka tsy ho ela ny fanjakan'Andriamanitra. DH: "Tsy ho ela Andriamanitra dia efa hanapaka toy ny mpanjaka na aiza na aiza" na 2) ireo asan'ny fanjakan' Andriamanitra dia efa mitranga manodidina anareo avokoa. DH: "Efa manodidina anareo avokoa ny porofo fa manjaka Andriamanitra"