# hano izay aroso eo anoloanareo DH: "hano avokoa na inona na inona sakafo homen'izy ireo anareo" # ny marary "ny olona marary" # Efa manakaiky anareo ny fanjakan' Andriamanitra Ireo dika azo atao: 1) efa hanomboka tsy ho ela ny fanjakan'Andriamanitra. DH: "Tsy ho ela Andriamanitra dia efa hanapaka toy ny mpanjaka na aiza na aiza" na 2) ireo asan'ny fanjakan' Andriamanitra dia efa mitranga manodidina anareo avokoa. DH: "Efa manodidina anareo avokoa ny porofo fa manjaka Andriamanitra"