12 lines
496 B
Markdown
12 lines
496 B
Markdown
# nahita izany
|
|
|
|
"nahita fa tsy nandray an'i Jesosy ireo Samaritana"
|
|
|
|
# handefa afo milatsaka avy any an-danitra mba hamotika azy ireo
|
|
|
|
Jakoba sy Jaona nanome ity soso-kevitra fomba fitsarana ity satria fantatr'izy ireo fa izany no ho fitsaran'ny mpaminany tahaka an'i Elia ireo olona izay mandà an'Andriamanitra.
|
|
|
|
# nitodika Izy ary niteny mafy tamin'izy ireo
|
|
|
|
"Jesosy nitodika ary niteny mafy an'i Jakoba sy Jaona." Jesosy dia tsy nanameloka ireo Samaritana, araka ny nantenain'ireo mpianatra.
|