# nahita izany "nahita fa tsy nandray an'i Jesosy ireo Samaritana" # handefa afo milatsaka avy any an-danitra mba hamotika azy ireo Jakoba sy Jaona nanome ity soso-kevitra fomba fitsarana ity satria fantatr'izy ireo fa izany no ho fitsaran'ny mpaminany tahaka an'i Elia ireo olona izay mandà an'Andriamanitra. # nitodika Izy ary niteny mafy tamin'izy ireo "Jesosy nitodika ary niteny mafy an'i Jakoba sy Jaona." Jesosy dia tsy nanameloka ireo Samaritana, araka ny nantenain'ireo mpianatra.