plt_tn/luk/09/20.md

691 B

Ary niteny tamin'izy ireo Izy

"Avy eo Jesosy niteny tamin'ireo mpianany"

tsy hilaza izany na amin'iza na iza

"tsy tokony hilaza na amin'iza na iza." DH: "Aza milaza na amin'iza na iza"

Ny Zanak'Olona dia tsy maintsy hijaly amin'ny zavatra maro

"Ny olona dia hampijaly mafy ny Zanak'Olona"

ho lavin'ireo loholona sy lohan'ny mpisorona ary ireo mpanora-dalàna

DH: "ireo loholona, lohan'ny mpisorona, ary mpanora-dalàna dia handà Azy"

ho vonoina Izy

DH: "izy ireo dia hamono Azy"

amin'ny andro fahatelo

"telo andro aorian'ny hafatesany" na "amin'ny andro fahatelo aorian'ny hafatesany"

hatsangana

''ho velomina indray." DH: "Andriamanitra dia hamelona Azy indray"