plt_tn/luk/09/20.md

28 lines
691 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary niteny tamin'izy ireo Izy
"Avy eo Jesosy niteny tamin'ireo mpianany"
# tsy hilaza izany na amin'iza na iza
"tsy tokony hilaza na amin'iza na iza." DH: "Aza milaza na amin'iza na iza"
# Ny Zanak'Olona dia tsy maintsy hijaly amin'ny zavatra maro
"Ny olona dia hampijaly mafy ny Zanak'Olona"
# ho lavin'ireo loholona sy lohan'ny mpisorona ary ireo mpanora-dalàna
DH: "ireo loholona, lohan'ny mpisorona, ary mpanora-dalàna dia handà Azy"
# ho vonoina Izy
DH: "izy ireo dia hamono Azy"
# amin'ny andro fahatelo
"telo andro aorian'ny hafatesany" na "amin'ny andro fahatelo aorian'ny hafatesany"
# hatsangana
''ho velomina indray." DH: "Andriamanitra dia hamelona Azy indray"