plt_tn/luk/08/51.md

20 lines
764 B
Markdown

# Rehefa nankao an-trano izy
"rehefa nankao an-trano izy ireo." Jesosy nankao niaraka tamin'i Jairo. Nisy mpianatr'i Jesosy sasany nanaraka azy ireo koa.
# tsy namela olona ... ankoatran'i Petera sy Jaona ary Jakoba, sy ny rain'ilay zaza ary ny reniny
DH: "Petera, Jaona, ary Jakoba, sy ny rain'ilay zaza ary ny reniny ihany no navelan'i Jesosy hiditra ao miaraka Aminy"
# ny rain'ilay zaza
Ity dia maneho an'i Jairo.
# ny rehetra dia nisaona sy nitomany azy
Ity no fomba ara-dalàna hampisehoana alahelo amin'izany kolontsaina izany. DH: "ny olona rehetra tao dia nampiseho ny alahelo sy ny fitomaniana ary ny fitabataban'izy ireo satria maty ilay zaza vavy.
# satria fantatra fa maty ilay zaza vavy
''satria fantatr'izy ireo fa efa maty ilay zaza vavy"