plt_tn/luk/08/51.md

764 B

Rehefa nankao an-trano izy

"rehefa nankao an-trano izy ireo." Jesosy nankao niaraka tamin'i Jairo. Nisy mpianatr'i Jesosy sasany nanaraka azy ireo koa.

tsy namela olona ... ankoatran'i Petera sy Jaona ary Jakoba, sy ny rain'ilay zaza ary ny reniny

DH: "Petera, Jaona, ary Jakoba, sy ny rain'ilay zaza ary ny reniny ihany no navelan'i Jesosy hiditra ao miaraka Aminy"

ny rain'ilay zaza

Ity dia maneho an'i Jairo.

ny rehetra dia nisaona sy nitomany azy

Ity no fomba ara-dalàna hampisehoana alahelo amin'izany kolontsaina izany. DH: "ny olona rehetra tao dia nampiseho ny alahelo sy ny fitomaniana ary ny fitabataban'izy ireo satria maty ilay zaza vavy.

satria fantatra fa maty ilay zaza vavy

''satria fantatr'izy ireo fa efa maty ilay zaza vavy"