12 lines
384 B
Markdown
12 lines
384 B
Markdown
# nisy vehivavy iray teo
|
|
|
|
Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara.
|
|
|
|
# efa nandeha rà
|
|
|
|
"nisy rà mikoriana." Mety nandeha rà avy ao an-kibony izy na dia mbola tsy fotoanan'ny fadim-bolany aza. Ny kolontsaina sasany dia mety manana fomba mihaja anehoana izany.
|
|
|
|
# ary tsy nisy nahasitrana azy na iza na iza
|
|
|
|
DH: "tsy nisy afaka nanasitrana azy ny tamin'izy ireo"
|