plt_tn/luk/08/43.md

384 B

nisy vehivavy iray teo

Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara.

efa nandeha rà

"nisy rà mikoriana." Mety nandeha rà avy ao an-kibony izy na dia mbola tsy fotoanan'ny fadim-bolany aza. Ny kolontsaina sasany dia mety manana fomba mihaja anehoana izany.

ary tsy nisy nahasitrana azy na iza na iza

DH: "tsy nisy afaka nanasitrana azy ny tamin'izy ireo"